|
|
|
|

Teny iditra1  ala olana
Singan-teny  2  ala, olana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  famahana tady mifadiditra
5  fanamboarana toe-draharaha sarotra na manahirana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.2]
Ohatra  7  Ramasy no nahita ny alaolana. [2.472#]
8  Ny fahasarotan' ny zava-misy dia tsy ahafahana mandroso alaolana tsotsotra na koa vahaolana tefy maika. [4.27#]
Tovy hevitra  9  ala rohana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21